Akany Fiadanantsoa : Vitasoa ny vovondrano ho an'ny akany sy ny vahoaka.
Vita ihany koa ny fanamboarana ny bisikileta 3 an'ny mpanabe tompon'andraikitra : présidente, directeur, directeur pastoral.
Akany Iarivosoa : fanotofana ny tokontanin'ny Primaire taorian'ny Collège Professionnel CEFTOP.
Namboarina ny bisikiletan'ny mpanabe 14 mba hanamorana ny fandeanana mampianatra, tena miasa any ambanivohitra ny bisikileta.
Mitohy ny asa famitana ny lakilasy fahatelo ho an'ny Akany Longosoa, Ampasy Tuléar.
Mitohy ny fanatsarana ny lakilasy sy tranon'ny mpanabean'ny Akany Fo Masin'ny Jesoa, Ampataka Ambositra.
Nozaraina tamin'ny ankizy classes d'examen CM2, 3ème, Terminale ny vola tokony anaovany cantines aty @ Akany Iarivosoa mandritra ny herinandro.
Fanotofana ny lalana feno ranobe mankany @ ankany ho fitsinjovana ny ankizy beazina 604
Niaraka t@ ireo coordinateurs nankany Ampasy, Toliara ireo mpanabe 3 vaovao nanao fiofanana isan-karazany..