Ampasy, Tuléar : Namboarina ny bisikiletan’ny mpanabe 14

Namboarina ny bisikiletan'ny mpanabe 14 mba hanamorana ny fandeanana mampianatra, tena miasa any ambanivohitra ny bisikileta.

Namboarina ny bisikiletan’ny mpanabe 14 mba hanamorana ny fandeanana mampianatra, tena miasa any ambanivohitra ny bisikileta. Mankasitraka ilay namana vazaha nanome ny vola.

Articles associés

Laisser un commentaire