Akany Longosoa : Famitana ny lakilasy fahatelo

Mitohy ny asa famitana ny lakilasy fahatelo ho an'ny Akany Longosoa, Ampasy Tuléar.

Mitohy ny asa famitana ny lakilasy fahatelo ho an’ny Akany Longosoa, Ampasy Tuléar.

Voavidy ny fitaovana ny Alarobia 08 Jolay ary dia miroso amin’ny fanaovana ny dalazy ny anio 10 Jolay.

Articles associés

Laisser un commentaire