Akany Iarivosoa, Anosibe : rehefa avy ny orana dia feno rano ny tokontany ka sahirana ny ankizy sy ny mpanabe. Nanomboka koa ny fanotofana ny tokontanin’ny Primaire taorian’ny Collège Professionnel CEFTOP
Akany Iarivosoa : Fanotofana tokontany
Akany Iarivosoa : fanotofana ny tokontanin'ny Primaire taorian'ny Collège Professionnel CEFTOP.