Noho ny fanapahan-kevitry ny Fitondrana fa miverina mikatona ny sekoly @ faritra Analamanga dia nozarainay t@ ankizy classes d’examen CM2, 3eme, Terminale ny vola tokony anaovany cantines aty @ Akany mandritra ny herinandro. Ka any an-tranony zareo manao révision sady mahazo vatsy cantines. Mankasitraka ny MNG-MIP nizara ny vola cantines ho an’ny ankizy mahantra.
Akany Iarivosoa : Nozaraina t@ ankizy ny vola cantines
Nozaraina tamin'ny ankizy classes d'examen CM2, 3ème, Terminale ny vola tokony anaovany cantines aty @ Akany Iarivosoa mandritra ny herinandro.