Akany Fo masin’i Jesoa : Fanatsarana ny lakilasy sy tranon’ny Mpanabe

Mitohy ny fanatsarana ny lakilasy sy tranon'ny mpanabean'ny Akany Fo Masin'ny Jesoa, Ampataka Ambositra.

Mitohy ny fanatsarana ny lakilasy sy tranon’ny mpanabean’ny Akany Fo Masin’ny Jesoa, Ampataka Ambositra. Mandray anjara ny ankizy beazina mitaona biriky.

Articles associés

Laisser un commentaire