Akany Onjasoa : Fanotofana ny lalam-pasika feno rano

Fanotofana ny lalana feno ranobe mankany @ ankany ho fitsinjovana ny ankizy beazina 604

Akany Onjasoa, Tanambao Verrerie, Tamatave : misy lalam-pasika feno ranobe mandeha ao @ Akany. Ka ho fitsinjovana ny ankizy beazina 604 dia nototofana isaky ny maraina io lalana feno ranobe io satria tsy mianatra zao ny ankizy. Tany 4 camions vao nahavita azy. Faly be koa ny mponina manodidina mandalo eo @ io lalana io ka nanome bonbons sy biscuits ny ankizy sy mpanabe nanaparitaka ny tany.

Articles associés

Laisser un commentaire